Entry | 1 ripaka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy |
Explanations in English |
10 [1.7] destroyed in large numbers |
Explanations in French |
11 [1.8] couché ou exterminé en masse |
Anagrams | 12 aripak, paraky, pikara, piraka, ripaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |