|
|
|
|

Teny iditra1  ririnin-dasa tsy tsaroana
Singan-teny  2 ririnina, 3 lasa, 4 tsy, 5 tsaroana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12