Entry (1/2) | 1 roambinifolo |
Elementary words | 2 roa, 3 amby, 4 folo |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in English |
6 twelve [3.1] |
Explanations in French |
7 douze [3.1] |
Examples |
8 Ny tendrombohitra roambinifolo.
[2.508]
9 Ny heloka roambinifolo mahafaty. [2.508] 10 Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [2.366] |
Vocabulary | 11 Mathematics: arithmetic |
Other spellings | 12 roaambinifolo, roaambinnyfolo |
Analogs | 13 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloalt |
Entry (2/2) | 14 Roambinifolo |
Elementary words | 15 folo |
Part of speech | 16 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [1.1] |
Examples |
18 Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka?
[2.298]
|
Vocabulary | 19 History: (in general) |
Anagrams | 20 Roambinifolo, roambinifolo |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |