|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 roba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fangoronana an-keriny; fangalarana sy fanimbana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 booty, esp. booty taken in war
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 butin
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 20 roba |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 rava
[Tambahoaka]
[1.78] 23 rava, mianjera [Sihanaka] [1.78] |
| Tovy hevitra | 24 robaka |
| Fivaditsoratra | 25 baro, 26 bora, roba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|