|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandroba
Fototeny  2 roba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka an-keriny; manosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rob, to pillage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 piller, prendre par la violence [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 mandroba fahefana

Teny iditra (2/3)12  mandroba
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 mandrava [Bara, Tambahoaka] [1.78]
15 manimba [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)16  mandrobà
Fototeny  17 roba
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandroba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 andrambo, 20 Andromba, mandrobà, mandroba, 21 ndrao mba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26