|
|
|
|

Entry1  rohizana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  rohy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
(omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny
Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao
Explanations in English  9  [1.7] to be bound with a cord
Explanations in French  10  [1.8] qu'on lie
Proverbs  11  Proverbs containing the word rohizana

Anagrams  12  harozany, hizorana, hozairan, hozarain, hozarina, hozinara, nohazari, rohizana

Updated on 2025/07/29