Entry (1/2) | 1 rohona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza |
Explanations in French |
7 [1.3#543] bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion |
Examples |
8 [2.996#] Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. |
Vocabulary |
9 Sound |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word rohona |
Entry (2/2) | 11 rohona |
Part of speech | 12 noun |
Derivatives |
|
Explanations in French |
15 [1.3#543] action d'aller en foule |
Anagrams | 16 ahoron, hanoro, honora, horoan, horona, nahoro, noroha, orohan, rohona, ronaho |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |