|
|
|
|

Entry1  ro mangazafy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ro, mangazafy
Explanations in Malagasy  4  [1.1#834] ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina
5  [1.1#619] ro misy menaka misomidika
Explanations in English  6  [1.2#521] [ro manga zafy] a particular kind of gravy well cooked
Explanations in French  7  [1.3#538] un bouillon épais, succulent, délicieux
Examples  8  [1.437#] Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta.

Updated on 2025/07/29