|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rombahina |
| Fototeny | 2 rombaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 alaina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny vatomamy teny an-tanan-jandriny
5 Tapahina (tenin' olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be snatched away
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on saisit et enlève par force
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|