|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rompotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanorosana ankeriny amin' ny tanana ny ravin-javamaniry toy ny ravim-boangahazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu'on arrache à pleine main [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16 tai-drompotra

Teny iditra (2/2)17  rompotra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Anaram-bosotra iantsoana ny ravim-boangahazo na ravintoto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Nom des feuilles de manioc. Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) qu'on mange comme légume après les avoir écrasées au mortier et fait cuire.
21 Equivalent de ravin-toto en Imerina. [Bara] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17