Entry | 1 ronono |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 ro, nono |
Derivatives |
|
All compound words | 5 24 words containing ronono |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby |
Explanations in English |
7 [1.2] [ro, sauce.] milk 8 [1.7] milk |
Explanations in French |
9 [1.8] lait |
Examples |
10 [2.470] Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. 11 [2.472] Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! |
Vocabulary |
12 Economy: food |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ronono |
Article |
14 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |