|
|
|
|

Entry1  roroha
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara
Explanations in French  11  [1.3] la panse des animaux ruminants
Examples  12  [2.48] Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina:
Vocabulary  13  Zoology: (in general)
Proverbs  14  Proverbs containing the word roroha

Anagrams  15  haroro, horora, roroha

Updated on 2025/08/10