|
|
|
|

Teny iditra1  rosoana
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 asorona, 11 orosana, rosoana, 12 Soarano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02