|
|
|
|

Entry1  rovi-damba ririnina: mosarem-pahavaratra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  rovi-damba ririnina, mosarem-pahavaratra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona ao anatin' ny tena fahoriana na niharan' ny fahavoazana lehibe

Updated on 2025/07/29