|
|
|
|

Entry (1/4)1  ry
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Kianteny kely:
a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko
b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro;
d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1]
Explanations in English  4  used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7]
Explanations in French  5  vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8]
Examples  6  Eny, ry Neny; [2.470]
7  - Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471]
All compound words  8  5 combinations of this word

Entry (2/4)9  ry
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1]
Explanations in English  12  sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7]
Explanations in French  13  part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8]
Morphology 
14  Simple :

Entry (3/4)15  ry
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  jereo ray [1.1]

Entry (4/4)18  ry
Part of speech  19  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  20  izy [Taisaka] [1.78]
Tables and plates  21  All the pronouns

Updated on 2025/10/11