|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 S ~ s
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra
4 fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. 5 Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: 6 Zavatra soa = zavatsoa. 7 Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, 8 ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: 9 Man + soratra = manoratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Dix-septième lettre et treizième consonne de
11 l'alphabet malgache. [1.3] |
| Mpanahaka | 12 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 14 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 S
![]() |
| Sokajin-teny | 16 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Solifara.
18 Singa mivaingana, faha-16 amin'ny 19 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Sulfur.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Soufre.
[3.1] |
| Voambolana | 22 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
23 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|