|
|
|
|

Teny iditra1  solifara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [1.1]
4 singa simika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 sulfur [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 souffre [1.13]
Ohatra  7  solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny. [2.472]
Voambolana  8  Simia
Mpanahaka  9  s

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12