|
|
|
|

Entry1  sababaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Lehibe, malalaka loatra tsy mifanentana amin' izay nanaovana azy: Sababaka loatra iny satroka iny ho anao [1.1]
Synonyms  4  sababa

Updated on 2025/09/12