Entry | 1 sabebaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana endrika sady lehibe no mitapelaka: Sabebaka endrika (fiteny koa ny hoe tabebaka endrika) Ilazan' ny olona koa ny vehivavy lehibe ny fitombenany mba hanarabiany azy [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |