|
|
|
|

Entry1  sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony
Elementary words  2  sady, 3  no, 4  mijery, 5  ankazo, 6  mandinika, 7  andalandrambony
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9  be asa sy be herehina ka sady manao an' itỳ no mamonjy manao an' iroa
Sady mifofotra no mively vy [1.1]

Updated on 2025/10/11