Entry | 1 sady taviny no volony |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tavy, tavy, volo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |