Entry | 1 safeli-teny |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 safelika, teny |
Explanations in French |
4 [1.3, 1.5] allusion 5 [1.3] circonlocution |
Examples |
6 [1.1] tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana 7 [2.298] Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |