|
|
|
|

Teny iditra1  safiotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Olona na biby vokatry ny fikambanana karazana roa samy hafa [1.1]
Tovy hevitra  4 safitra
Mpanahaka  5  kiry, 6  metisy, 7  zafindraony

Fivaditsoratra  8 afositra, 9 fisaotra, 10 fosarita, safiotra, 11 sofiatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31