|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zafindraony |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-javatra tompon-tany nampifangaroina tamin' ny karazana vahiny ka nahatonga karazana hafa eo anelanelany: akoholahy zafindraony. / Hira zafindraony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a crossbreed (of people, animals, birds)
5 Malagasy style religious music [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 personne ou animal de race croisée
7 musique religieuse malgache composée d'éléments divers [1.8] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: (amin' ny ankapobeny) 9 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 10 kinto, 11 kiry, 12 metisy, 13 safiotra, 14 sary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|