Entry | 1 sahanina |
Root | 2 sahana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1] |
Explanations in English |
5 to be faced up to [1.7] |
Explanations in French |
6 (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3#557] 7 à quoi on fait face [1.8] |
Examples |
8 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
|
Morphology |
|
All compound words | 13 2 combinations of this word |
Anagrams | 14 sahanina, 15 Sahinana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |