|
|
|
|

Entry1  sahiratsy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  sahy, ratsy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan' angady fa mivelatra kokoa ny lelany
Examples  5  [1.437#] Ary misy olona mihazakazaka manodidina mitana sahiratsy amboarana ny vanja.
Vocabulary  6  Tools
Proverbs  7  Proverbs containing the word sahiratsy

Updated on 2024/12/07