| Entry | 1 sakafo |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 saka, afo |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 11 27 words containing sakafo |
| Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina |
| Explanations in English |
13 [1.7] food, a meal |
| Explanations in French |
14 [1.8] repas; mets, aliments |
| Examples |
15 [2.324] Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; |
| Vocabulary |
16 Economy: food |
| Analogs | 17 hanina, nahandro |
| Proverbs | 18 Proverbs containing the word sakafo |
| Article |
19 Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 20 fasako, sakafo, sokafa |
| Updated on 2025/08/10 |
|