|
|
|
|

Teny iditra1  sakafon' akoho
Singan-teny  2 sakafo, 3 akoho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza sakafon' olona tsy manan-toniantoerana isakafoana fa vitan' ny mihinana kely atsy mihinana kely aroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12