|
|
|
|

Entry1  saka lava tanana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  saka, lava, tanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] saka tsy azo itokiana
Enti-milaza ny olona fetsy ary tonga mpangalatra

Updated on 2025/07/29