|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sakarivo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 alliance par le sang [1.13]
Mpanahaka  4 fanange, 5 fatidra

Teny iditra (2/2)6 sakarivo
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 sakamalao [Bara] [1.78]
9 sakamalao: Sakarivo natao odi-vajañ': sady fañafody hañitrañitra [Tanala] [1.78]
10 [sakaVIro] sakamalao [Bara, Tambahoaka] [1.78]
11 anaran-kafa ilazana ny sakamalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 ginger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 gingembre [1.3, 1.8, 1.13]
14 comme sakamalao [1.3]
15 [sakarivo, sakaviro] (de saka : produit de la cueillette ; et rivo : peu profond ; allusion au rhizome qu'on peut arracher sans instrument). On distingue ainsi plusieurs plantes voisines, généralement subspontanées, surtout :
Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae) [Bezanozano, Merina, Sihanaka]
Hedychium peregrinum N.E.Br. (Zingiberaceae) [Betsileo, Tanosy]
Plus récemment appliqué à Hedychium flavescens Carey & Roscoe et Hedychium peregrinum N.E. Br. (Zingiberaceae) [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  16 tapahina roa ny sakarivo, dia apetraka ivelan' ilay pakanto, ambonin-tany eo [2.245#87]
Voambolana  17 Haizavamaniry: fifinto
Tsipelina hafa  18sakaviro
Tovy hevitra  19fakamalao, sakaitany, sakamalaho, sakamalao
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 sakarivo, 23 sakaviro, 24 varakosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02