|
|
|
|

Entry1  sakobonina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sakobona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany
Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra

Anagrams  9  isakobonan, nasakobony, nisakobona, sakobonina

Updated on 2025/07/29