|
|
|
|

Teny iditra1  sakobonkomana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-boronan-drano izay toa miafina ao anaty elany izy rehefa mihinana trondro kely, sahona, dinta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 oiseau aquatique qui se cache la tête sous les ailes en mangeant [1.54]
Voambolana  5  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19