|
|
|
|

Entry1  salaka halo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  salaka, halo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] salaka ahodidina fotsiny manodidina ny valahana fa tsy asadika eo an' elakela-pe
Explanations in English  5  [1.2] A cloth worn round the loins having one end hanging down loosely in front.
Synonyms  6  halosalaka

Anagrams  7  halosalaka, salaka halo

Updated on 2025/07/29