|
|
|
|

Teny iditra1  salanisa
Singan-teny  2 sala, 3 isa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony:
6 Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [salan' isa] 7 moyenne des nombres [1.13]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17