Entry (1/3) | 1 salohy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1] |
Explanations in English |
4 a head of rice; a cluster of grapes [1.7] |
Explanations in French |
5 épi, grappe [1.3] 6 épis de riz; grappe de raisins [1.8] 7 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196] |
Examples |
8 Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa
[2.576]
9 salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472] |
All compound words | 10 3 combinations of this word |
Vocabulary | 11 Botany: (in general) |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 13 salohy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Lefona [Betsimisaraka]
[1.1] |
Entry (3/3) | 16 Salohy |
Elementary words | 17 salohy |
Part of speech | 18 name (book title) [Full list] |
Author |
19 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
|
Anagrams | 21 Salohy, salohy, 22 silaho |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |