Entry (1/2) | 1 salovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1] |
Explanations in English |
4 the front [1.7] |
Explanations in French |
5 le devant, le front [1.8] |
Derivatives |
|
All compound words | 17 2 combinations of this word |
Entry (2/2) | 18 salovana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [Sihanaka]
[1.78] 21 (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78] 22 Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1] |
Synonyms | 23 salova |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |