|
|
|
|

Entry (1/2)1  misalovana
Part of speech  2  active verb
Root  3  salovana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy
Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara
Explanations in English  9  [1.7] to go ahead of others; to interfere with other people's business
Explanations in French  10  [1.8] se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui
Examples  11  [2.587#] Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka.
12  [4.27#] Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka.
Analogs  13  mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso
Proverbs  14  Proverbs containing the word misalovana

Entry (2/2)15  misalovàna
Part of speech  16  imperative of active verb misalovana [Full list]
Root  17  salovana
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  isalovanam, misalovàna, misalovana

Updated on 2025/08/10