|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sambo-miondrika |
| Singan-teny | 2 sambotra, 3 miondrika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny olona mpisambobola ka mamerina latsaka noho izay nosamboriny
[1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|