|
|
|
|

Entry1  samborina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sambotra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko
Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra
Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly
Explanations in English  10  [1.7] to be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money)
Explanations in French  11  [1.8] qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent)
Examples  12  [2.472] Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra.
Proverbs  13  Proverbs containing the word samborina

Anagrams  14  isamboran, nasambori, nisambora, rambosany, Sambirano, samborina

Updated on 2025/08/10