Entry | 1 samirery |
Part of speech | 2 adjective |
Elementary words | 3 samy, irery |
All compound words |
|
Explanations in English |
5 [1.2#547] [samy irery] each by himself |
Explanations in French |
6 [3.1] propre, comme dans nom propre. |
Examples |
7 [1.369#] Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io. 8 [2.470#] Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. 9 [2.424#] izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |