|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 samy afa-kasoka izao isika |
| Singan-teny | 2 samy, 3 afaka, 4 kasoka, 5 izao, 6 isika |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 teny enti-milaza fa tsy misy zavatra mifandrohirohy intsony amin' ireo olona mifampiresaka
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|