|
|
|
|

Entry1  sandana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sanda
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao
9  [2.285#217] asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy

Anagrams  10  asandan, nandasa, nasanda, sandana

Updated on 2025/01/21