| Entry | 1 sandohana |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 sandoka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an' olona: Loza izany raha haratsian' izay olona fa nosandohany ny boky vao novidiko omalin' iny |
| Anagrams | 9 handanosa, handaosan, hosandana, sandohana |
| Updated on 2025/07/29 |
|