|
|
|
|

Entry1  sangongo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Bezanozano] Trafo amin'olona
8  [1.78] [Sihanaka] trafo
9  [1.1] Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
Antontan-javatra
Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana
Explanations in French  10  [1.3#576] réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs.
Examples  11  [2.245#] Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy.
Synonyms  12  tangongo, vangongo

Updated on 2025/07/29