|
|
|
|

Teny iditra1  saohana
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka:
5 Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin' ny valahany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Voambolana  10  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  11 anasaho, 12 asanaho, 13 haosana, saohana, 14 soahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17