|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saozanina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Farary, kely hery sy osa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 weak, feeble, recovering from an illness
[1.2] 5 sickly, in poor health [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 maladif, chétif
[1.8] |
| Ohatra |
7 toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany.
[2.470]
8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 12 saozanin-dava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|