|
|
|
|

Entry1  sarakaty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fihary eo ambanin' ny vavony manome ranom-pandevonan-kanina roa karazana [1.1]
4  fihary eo ambany vavony manome ranom-pandevonan-kanina [1.13]
Explanations in French  5  pancréas [1.13]
All compound words  6  2 combinations of this word
Vocabulary  7  Biology
Synonyms  8  lelakatry, morikaty

Anagrams  9 asitraka, 10 saikatra, 11 sarakaty, 12 saritaka

Updated on 2025/10/08