|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  saramba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tovovavy [Taimoro] [1.1#864]
4 tovovavy, vaton-jazavavy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 jeune fille [1.13]
Ohatra  6  Eo daholo ny lehibe na ny manafo na ny saramba. [2.436#]

Teny iditra (2/3)7  saramba
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin' ny hoe "be" izy amin' ity hevitra ity: sarambabe): Tsy olom-bitsy fa ny sarambaben' ny olona mihitsy no mihevitra toa ahy ny amin' io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 foule, multitude, réunion
11 grand espace [1.3#579]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)13  saramba
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 (au sens général : foule, multitude, réunion nombreuse ; mais ce nom vient peut être de sara et amba : de qualité inférieure, moins recherché).
16 Potamogeton javanicus Hassk. (Potamogetonaceae).
17 Nom malgache et identité d'après Descheemaeker (1975).
18 On l'applique en grandes compresses aux enfants qui font de la fièvre.
19 Voir aussi somotrahahaza, volonkotona. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17