|
|
|
|

Teny iditra1  sarambabe
Singan-teny  2 saramba, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 la masse [1.3#579, 1.13]
6 la multitude
7 le grand espace [1.3]
Ohatra  8  tsotra, izany hoe mora takatry ny sarambabe; [2.313]
9  Aza atao sarambabe momba Andriana ny havany rehetra, fa ny diso ihany no faizo. [2.285]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02