|
|
|
|

Teny iditra1  saritahina
Fototeny  2 saritaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Korontanina, atao ambony ambany:
5 Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano
6 Fotofotoina tsy hita laniny:
7 Nosaritahin' Ibalita ny kofehy
8 Roridriritina, ampijalina:
9 Aza saritahinao toy izao izy [1.1]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 isitrahana, saritahina, 15 tsara ihany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17